Speaker Portable Solaire
45.000 Ar
Ariary
Publier le
Antananarivo
Description
Ity indray ny vaha olana ho anao mitady speaker kely2 nefa tsara bass.
Pratique kely hoanao mandeha foana noho izy mora entina. Misy tady afaka hihazonana na hanantonana azy.
Afaka chargena amin'ny boitier téléphone 5V ireny ary micharge automatique ihany koa rehefa tratry ny masoandro.
• Puissance 20W
• Batterie maharitra
• Bluetooth
• Lecteur USB sy Carte SD
• Radio FM
X Tsy misy Aux
Ankafizo hatrany ny mozika na aiza na aiza.
Infoline : 034 45 109 28 / 032 58 383 39